Tsy mba tsapany ve (Meizah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy aloha izy fa tsy mety aminao
F'izy aloha miavaka amnah
Matimaty ny foko
Matimaty ny foko
Izy no anjarako tfyefrt teneno any aminy any
Amin'azy ny anjarako tsy ho lany mamy
Mambabo ny foko
Fa babo ny foko
Aiza ianao ry aiko hoy aho
Fa marary anie ny saiko
Fa banga anie ny fiainako
Raha tsy anao za mila anao
Eh fa fitiavana be
No rhzl tiako hatolotra an'azy e
Ny foko no omeko azy e
Tsy mba tsapany ve
Fa tena fitiavana be
Koboniko irery ato anatiko ato
Iriako ny anay mandramaty e
Mahita azy mitsiky toa variana aho indraindray
Misy hantenaina ihany ve ewzdlnaw ny mombanay tsy hay
Potipotika ny foko ravoravo ny foko o
Raha ny tena tiako dia ny hitambatra ho iray
Mieritreritra an'izany mapitapy indraindray
Sendra ny tiako aho izy tononkira.serasera.org ny tiako o

--------
Rohy: