You are here: home > Tononkira > Meizah

Osef (Meizah)


Ataovy izay tianao
Ny mpanenjika aleo ho any
Tohizo ny lalanao
Aleo izy any afara
Ny lafatra tsy misy na izaho na ianao
Ataovy izay tianao

Tsy lany mpitsikera sy mpanao resabe
Na maditra ianao na koa hoe hendry be
Tadidio ny nofinao tsinjovy aloha ny ho avy
Tampeno ny sofinao aleo izy hitabataba

Dia aza atao mibahana ny mpankahala e
Samy ho tsarain ny karatra reheftononkira.serasera.orga any aoriana e
Fomban'ny tsy tia ireny hiara mahita e eeeee

Aleo izy hitabataba izay tianao atao (×4)

Tadidio hatrany fa na inona ataonao
Izy anie tsy ho faly amin'ny fahombiazanao
Ataony gazety hatramin'ny fiainanao
Ataovy izay tianao

Raha tady ho kivy ianao
Dia henoy izao hira izao
Tsy sanatria handatsa fa hankahery anao
Tsy irery ianao fa be mpanohana
Izy ireo tsy handao tsy hanary anao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Meizah
Mpamaky : 1326
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 04/09/2017 21:24:52
ID : 9945

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo