You are here: home > Tononkira > Meizah

Manekiteky (Meizah)

" 'nao koa solo eh ,angalaky manekitekiny zay any koa ihe"
"n'aia toa manekiteky iny eeeh, alan Dedaky any iny eeh"

Manambitamby tsy nahavita haan
Taloha fa tsy henany eh lihe
Manambitamby tsy nahavita haan
Taloha fa tsy henany eh lihe
Re Deda mande manambitamby eh lihe
Re Deda tsy nahavita azy eh lihe
Re Deda mande manambitamby eh lihe

Hangalaky maoda
Hangalaky maoda hoaho eh ... (x3)
Hangalaky(x3) maoda hoaho eh ... (x2)

Anambarako zay tsy mahay iiih
i Meizah chanteuse-nay eh tononkira.serasera.orglihe
Anambarako zay tsy mahay iiih
oh re Deda solo anay eh lay eh
Meizah chanteuse-nay malaza eh lihe
Dedaky solo anay itsinjak eh lay eh
Meizah chanteuse-nay malaza ah lihe
Dedaky solo anay itsinjak eh lay eh

Hangalak orita
Hangalaky drakaky aho e
Hangalak orita
Hangalaky hamaja aho e ...
Hangalak orita zaho eh
Hangalaky drakaky aby e
Hangalak orita
Hangalaky hamaja ...

kitikitio Dedaka eeh!

Areno..hoiro...ko ao Manda any riaka

miavia malaky eh(x2)
Ndao tsika ho any eh
hanao bazary eh

Mpihira : Meizah
Mpamaky : 178
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ravoandriah
Tamin'ny : 10/08/2022 06:53:58
ID : 14473

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo