You are here: home > Tononkira > Meizah

Ampoka fitia (Meizah)

Alina iray tsy nahitana tory
Ny bitsikao injay nanala sorisory
Ny masonao nijery tanaty maizina
Ny rantsanao namikitra ahy

Ny tananao ndray nitondra safosafo
Nanaitra ilay fitia tanaty torimaso
Ny fonao mangina tsisy feo
Namoha ny hetaheta liana nitoreo

Ianao ilay namboraka fitia
Lafatra aho sady nankafy
Ny fonao ilay niantso hoe avia
Ampoka fitia

Rref:
Tsy hitady hafa intsony ampy ahy ianao
Tsy mila fitia afatsy ny avy any aminao
Tsy maheno tsiro intsony ankoatran'ny nomenao
Ampoka fitia
Tsy mankafy mihitsy rehefa hoe tsy ianao
Tsy hisentosento intsony raha tsy ho anao
Hampionontena irery raha ilaozanao
Ampoka fitia

Tambitamby foana tsisy tabataba
Isika nifandimby niantso hoe malala
Na alina na atoandro tsy nandao ianao
Na ngidy na mamy tsy hiala anilanao

Sambatra aho androany ny ampitso baraiTsiky dia ampyngo
Ianao no efa eo antenaiko hanaingo
Efa natomboka io ka ho doria
Enga hitoetra ilay fitia

Ianao ilay namboraka fitia
Lafatra aho sady nankafy
Ny fonao ilay niantso hoe avia
Ampoka fitia

Ref:
Tsy hitady hafa intsony ampy ahy ianao
Tsy mila fitia afatsy ny avy any aminao
Tsy maheno tsiro intsony ankoatran'ny nomenao
Ampoka fitia
Tsy mankafy mihitsy rehefa hoe tsy ianao
Tsy hisentosento intsony raha tsy ho anao
Hampionontena irery raha ilaozanao
Ampoka fitia

Ianao ilay namboraka fitia
Lafatra aho sady nankafy
Ny fonao ilay niantso hoe avia
Ampoka fitia

Ref:
Tsy hitady hafa intsony ampy ahy ianao
Tsy mila fitia afatsy ny avy any aminao
Tsy maheno tsiro intsony ankoatran'ny nomenao
Ampoka fitia
Tsy mankafy mihitsy rehefa hoe tsy ianao
Tsy hisentosento intsony raha tsy ho anao
Hampionontena irery raha ilaozanao
Ampoka fitia

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Meizah
Mpamaky : 7355
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 22/09/2014 10:42:00
ID : 6732

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo