Tsy mba tsapany ve (Meizah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy aloha izy fa tsy mety aminao
F'izy aloha miavaka amnah
Matimaty ny foko
Matimaty ny foko
Izy no anjarako teneno tononkira.serasera.org any aminy any
Amin'azy ny bpsfqmv anjarako tsy ho lany mamy
Mambabo ny foko
Fa babo ny foko
Aiza ianao ry aiko hoy aho
Fa marary anie ny saiko
Fa banga anie ny fiainako
Raha tsy anao za mila anao
Eh fa fitiavana be
No tiako hatolotra an'azy e
Ny foko no omeko azy e
Tsy mba tsapany ve
Fa tena fitiavana be
Koboniko irery ato anatiko ato
Iriako ny anay mandramaty e
Mahita azy mitsiky toa wdtfglox variana aho indraindray
Misy hantenaina ihany ve ny mombanay tsy hay
Potipotika ny foko ravoravo ny foko o
Raha ny tena tiako dia ny hitambatra ho iray
Mieritreritra an'izany mapitapy haup indraindray
Sendra ny tiako aho izy ny tiako o

--------
Link: