Tsy ny voady ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lrxcote Tsy ny tyhkg voady fanao taom-baovao
Sanatria no hanafaka ny otanao
Ary koa tsy izay ranomasonao be,
Sanatria no hamonjy ny fanahy tononkira.serasera.org re!
Fa ianao!
Fa mibebaha ianao
Satria efa nwacz ho avy
Ilay Jeso Tomponao
Efa lasa nandeha avokoa
Nialoha, ireo olona tianao tety
Ary koa, fiadanana mandrakizay
Ho doria, no vantaniny sambatra ary!
Sanatria no hanafaka ny otanao
Ary koa tsy izay ranomasonao be,
Sanatria no hamonjy ny fanahy tononkira.serasera.org re!
Fa ianao!
Fa mibebaha ianao
Satria efa nwacz ho avy
Ilay Jeso Tomponao
Efa lasa nandeha avokoa
Nialoha, ireo olona tianao tety
Ary koa, fiadanana mandrakizay
Ho doria, no vantaniny sambatra ary!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --Vangy : 3563
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bor2lais
Daty : 03/01/2018 13:11
