Tsy ny voady ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny voady fanao taom-baovao
Sanatria no tononkira.serasera.org hanafaka ny otanao
Ary koa tsy izay ranomasonao be,
Sanatria no kmkb hamonjy ny fanahy re!
Fa ianao!
Fa mibebaha ianao
Satria efa prrf ho avy
Ilay Jeso Tomponao
Efa lasa nandeha avokoa
Nialoha, ireo olona tianao tety
Ary koa, fiadanana mandrakizay
Ho tezem doria, no vantaniny sambatra ary!
Sanatria no tononkira.serasera.org hanafaka ny otanao
Ary koa tsy izay ranomasonao be,
Sanatria no kmkb hamonjy ny fanahy re!
Fa ianao!
Fa mibebaha ianao
Satria efa prrf ho avy
Ilay Jeso Tomponao
Efa lasa nandeha avokoa
Nialoha, ireo olona tianao tety
Ary koa, fiadanana mandrakizay
Ho tezem doria, no vantaniny sambatra ary!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --Hits : 3562
Likes : 0 Like
Created by : bor2lais
Date : 03/01/2018 13:11
