MIJOROA ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Taona maro no efa nijoroana
    Nitoriana teny mahasoa
    Nihazonanao ny dpzsw finoana
    Ry fiangona - mamin'i Jesoa

Ref: Tsy tononkira.serasera.org fanahy osa fa mahery no nomena
         Sady .be fitiavana no mahafehy tena
          Aoka tsy ho menatra tyynvxa fa mba hijoro hatrana
        mfqrs   Ho vavolombelon'i Jesoa ihany

2. Koa sahia, tano ny fanilo
     Eto anivon'ity Nosy ity
     Ho fahazavana ka hitsilo
     Ny haizina mandrakotra aty


3. Mila anao ny Tompo ankehitriny,
     Ry Fiangonana ô , ka mijoroa,
      Miaingà fa ianao no Iriny
      Mba ho irany tokoa tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Vangy : 3695
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : veroII
Daty : 08/08/2018 06:04
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0643