MIJOROA ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Taona maro no efa nijoroana
    Nitoriana teny mahasoa
    Nihazonanao wpldibx ny finoana
    Ry fiangona - mamin'i Jesoa

Ref: Tsy fanahy osa fa auykobo mahery no nomena
         Sady .be fitiavana no mahafehy tena
          Aoka tsy ho menatra fa mba hijoro hatrana
          Ho vavolombelon'i Jesoa ihany

2. Koa sahia, tano ny fanilo
    tononkira.serasera.org  Eto frpg anivon'ity Nosy ity
     Ho fahazavana ka hitsilo
     Ny haizina mandrakotra aty


3. Mila anao ny Tompo ankehitriny,
     Ry Fiangonana ô , ka mijoroa,
      Miaingà fa ianao no Iriny
      Mba ho irany tokoa tokoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : -- Mbola tsy fantatra --
Visites : 3796
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : veroII
Date : 08/08/2018 06:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1047