IZAHO JESOA ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho Jesosy Tompo,ilay olona tsy mendrika
Tsy mendrika ny hanonona ny anaranao
Na dia teo aza Tompo oh,NY faharatsian'ireo fahotako
Dia hoy ianao Jesoa,manatona fa ho gbiwxnoh sasako
Ireo fahotako,efa toy ny jaky
Dia nofotsianao ho toy yzhrhf ny oram-panala
tononkira.serasera.org Mangatsangatsaka e!toy ny sira e!!
Ary madio toy ny volon'ondry fotsy
Mahatsiaro menatra aho Tompo o
Raha mandinika ny fiainako o
Sy ireo fahotana maro izay efa vitako
Soa fa teo ianao Jesosy Tompo
Ilay nanafaka a!a
Fa ohatr'izay aho angamba efa tany ambany lbkr rngolahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --Vangy : 3646
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra09
Daty : 10/01/2019 08:51