IZAHO JESOA ( -- Mbola tsy fantatra --)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho Jesosy Tompo,ilay olona tsy mendrika
Tsy mendrika ny hanonona tononkira.serasera.org ny anaranao
Na dia teo aza Tompo oh,NY faharatsian'ireo fahotako
Dia hoy ianao Jesoa,manatona fa ho sasako

       Ireo fahotako,efa toy ny jaky
  gwsgmgot      Dia nofotsianao ho toy ny oram-panala
       Mangatsangatsaka e!toy ny sira e!!
       Ary madio toy ny volon'ondry fotsy

Mahatsiaro menatra aho Tompo o
Raha mandinika ny fiainako o
Sy ireo fahotana maro izay efa gxawjdr vitako
Soa fa vqifszx teo ianao Jesosy Tompo
Ilay nanafaka a!a
Fa ohatr'izay aho angamba efa tany ambany rngolahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --
Hits : 3672
Likes : 0 Like
Created by : Avotra09
Date : 10/01/2019 08:51
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032