feo miantso ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy feo
Anatinao ao izay mandona
Mibitsika moramora
Mitsoka isanandro,isan'ora
Henoy indray izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro andrefana tononkira.serasera.org io
Miandry anao
Ny tomponao,injao tia anao
Miantso isanandro,isan'ora
Faingana ianao,handray azy
Henoy indray giwtsj izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro ommy andrefana pwkyy io
Misy feo
Anatinao ao
Henoy indray izany,anio
Anatinao ao izay mandona
Mibitsika moramora
Mitsoka isanandro,isan'ora
Henoy indray izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro andrefana tononkira.serasera.org io
Miandry anao
Ny tomponao,injao tia anao
Miantso isanandro,isan'ora
Faingana ianao,handray azy
Henoy indray giwtsj izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro ommy andrefana pwkyy io
Misy feo
Anatinao ao
Henoy indray izany,anio
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --Vangy : 6245
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : lafee
Daty : 21/12/2015 09:44
