feo miantso ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
agmsymg Misy feo
Anatinao ao izay mandona
Mibitsika moramora
Mitsoka bwkmuoy isanandro,isan'ora
Henoy indray izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro andrefana io
Miandry anao
Ny tomponao,injao tia anao
Miantso isanandro,isan'ora
Faingana ianao,handray azy
Henoy indray izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro andrefana io
Misy feo
Anatinao zscs ao
Henoy tononkira.serasera.org indray izany,anio
Anatinao ao izay mandona
Mibitsika moramora
Mitsoka bwkmuoy isanandro,isan'ora
Henoy indray izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro andrefana io
Miandry anao
Ny tomponao,injao tia anao
Miantso isanandro,isan'ora
Faingana ianao,handray azy
Henoy indray izany anio
Feo miantso
Fanavaozam_panahinao
F'efa madiva,iva dia iva
Io masoandro andrefana io
Misy feo
Anatinao zscs ao
Henoy tononkira.serasera.org indray izany,anio
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --Hits : 6377
Likes : 1 Like
Created by : lafee
Date : 21/12/2015 09:44
