TIAKO HO AHY EO FOANA (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izany hoe fitiavana,izaho tsy nahay
Ilay tena hoe fitiavana,tsy haiko hatrizay
Fa ianao,ianao irery,no hany mba nampianatra ahy
Hiatrika ireny rehetra ireny,fitsapana mahamay
Tiako ianao tiako ho ahy eo fona
Hifanambina mandavan-taona,ianao eo iixwwj ho ahy
Izaho eto efa anao ...eny
Tiako shuqjn ianao tiako ho ahy eo fona
Na dia handrava antsika ny fotoana,ianao eo ho ahy
Izaho eto efa anao iny...eeeeh
Ankehitriny efa mazava,ny lalana ombana...
Eo anilanao ry aiko no ahitako hazavana
Tsy nahita aho na dia iray tolotnuo hoe nihery ny tsikinao
Nahavita hampitony ahy tamin'ny ady nozakaiko..
Tiako ianao tiako ho ahy eo fona
Tiako aharitra ho doria,tsy ho rava sanatria
Ho lavon'ireo taona mifandimby...
Ho mamy,ho mamy,ho mamy,ho mamy hatrany ilay fitia......
Tiako ianao tiako ho ahy eo tononkira.serasera.org fona....
Izany hoe fitiavana...izaho tsy nahay
Ilay tena hoe fitiavana....tsy haiko hatrizay...
Raha tsy teo ianao....

--------
Rohy: