TIAKO HO AHY EO FOANA (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izany oagyskjc hoe fitiavana,izaho tsy nahay
Ilay tena hoe fitiavana,tsy haiko hatrizay
Fa ianao,ianao irery,no hany mba nampianatra ahy
Hiatrika ireny rehetra ireny,fitsapana mahamay
Tiako ianao tiako ho ahy eo fona
Hifanambina mandavan-taona,ianao eo ho ahy
Izaho eto efa anao ...eny
Tiako ianao tiako ho ahy eo fona
Na dia handrava antsika ny fotoana,ianao eo ho ahy
Izaho eto kqvs efa anao iny...eeeeh
Ankehitriny efa mazava,ny lalana ombana...
Eo anilanao ry aiko no ahitako hazavana
Tsy nahita aho xvcef na dia iray hoe nihery ny tsikinao
Nahavita hampitony ahy tamin'ny ady nozakaiko..
Tiako ianao tiako ho ahy eo fona
Tiako aharitra ho doria,tsy ho rava sanatria
Ho lavon'ireo taona mifandimby...
Ho mamy,ho mamy,ho mamy,ho mamy hatrany tononkira.serasera.org ilay fitia......
Tiako ianao tiako ho ahy eo fona....
Izany hoe fitiavana...izaho tsy nahay
Ilay tena hoe fitiavana....tsy haiko hatrizay...
Raha tsy teo ianao....

--------
Link: