FANDRESEKO FIFALIAKO (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FANDRESEKO FIFALIAKO
Efa nafoiko ny sentom-poko
Efa nijoro koa ny finoako
Efa mpandresy ykla aho hatramin’izao fa manana anao
Ianao ‘lay teny fiainana
Ilay hazavana mamiratra
Hanandratra heoeyi hira aho hiderako anao
He izany haravoako tononkira.serasera.org rehefa midera anao
Fifaliakao ny teninao
Mamiko ny teninao
eigpflt _ Mamy ROBINSON_ (2006)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 31/10/2019 18:31