BLUES-NDRAFOTSY (Mamy Robinson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
BLUES-NDRAFOTSY
Rafotsiko zay letsy masikasika !
Raha mbola vava ananany koa !
Tadidin’ialahy ve lay niaraka isika !
Voabedibedy aho vo tsy nody aloha
(*) Ny tena tantara raha mba mamomamo
Andrasany tsara ialahy eo ala-trano
Raha miseho sahisahy sy be famaliana :
VOAVELY KANOTA TSY MAHAZO FANDRIANA
Oay Neny a ! hsoaaq Aza atao an’io !
Kay ! Neny ah ! Maharary anie zany e !
Zah nge tsy naditra e ! zah koa ange tsy mamo e !
Vao mba miaraka @ akama ve zah : de mahita angano
Fa na dia masiaka aza letsy izy izay !
Fa na dia be vava aza Rafotsiko izay !
Izy letsy be fitserana izy letsy be fitiavana
Bedy elah androany afaka 3 andro de miravina
(*) Fa ny tena tsy tiany : ialahy mamomamo
… … … … tononkira.serasera.org
Zah aloha letsy tsy hivoady f’izao no tadidio
Raha mbola vehivavy letsy tsy misy ohatra an’io
Izy letsy be vava f’izy letsy mahazaka
Tsy hahaita ohatran’io tsony zah na d’efa maro aza no zaka !
Indraindray mampi-te hivoady sy hanao velirano
Tsy hivôbôka intsony na hanao mamomamo
Sao andrasan-drafotsy ao ala-trano :
klsu TSY MAHAZO FANDRIANA SY VOAHIDY TRANO
cqgeeij Oay ! Neny a ! … … …
Rafotsiko zay letsy tena tiako !
Rafotsiko zay letsy mahatara ahy !
Rafotsiko zay letsy tsy mba hariako !
Rafotsiko zay letsy tena ampy ahy !
_ Mamy ROBINSON _ (08/02/2019)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy RobinsonVangy : 1349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 06/12/2019 13:09