Sambatra (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra
Nofihiniko ny vatanao
Natolotrao ny molotrao
Toy ny tsy eto an-tany
Izao mibanjina ambany
Tsemboka ny ambony ambany avy eo
Misy feo malefadefaka
Bitsika mangina atsofiko ao
To tononkira.serasera.org feo dokanga
To sento angorodao
Ny vatantsika toa tsy mba ilouny mamanala
Rehefa sambatra izaho sy ianao
Toy ny afaka ireo vesatra
Dia falifaly ery
Fotoana vetivety
Rapitso uzmvjex indray aky fa reraka aho
Musique : part desafinado
Parole :Andriamalala Ampinga
qvlrcto
Nofihiniko ny vatanao
Natolotrao ny molotrao
Toy ny tsy eto an-tany
Izao mibanjina ambany
Tsemboka ny ambony ambany avy eo
Misy feo malefadefaka
Bitsika mangina atsofiko ao
To tononkira.serasera.org feo dokanga
To sento angorodao
Ny vatantsika toa tsy mba ilouny mamanala
Rehefa sambatra izaho sy ianao
Toy ny afaka ireo vesatra
Dia falifaly ery
Fotoana vetivety
Rapitso uzmvjex indray aky fa reraka aho
Musique : part desafinado
Parole :Andriamalala Ampinga
qvlrcto
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 1012
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 19/05/2025 23:23
