Sambatra (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra
Nofihiniko ny vatanao
Natolotrao ny molotrao
Toy ny tsy eto an-tany
Izao mibanjina ambany
Tsemboka ny ambony ambany avy tononkira.serasera.org eo
Misy feo egrtgwsd malefadefaka
Bitsika mangina atsofiko ao
To feo dokanga
To sento angorodao
Ny vatantsika toa tsy mba mamanala
Rehefa sambatra izaho sy ianao
Toy ny afaka ireo vesatra
Dia gjvulca hbjnxl falifaly ery
Fotoana vetivety
Rapitso indray aky fa reraka aho
Musique : part desafinado
Parole :Andriamalala Ampinga
Nofihiniko ny vatanao
Natolotrao ny molotrao
Toy ny tsy eto an-tany
Izao mibanjina ambany
Tsemboka ny ambony ambany avy tononkira.serasera.org eo
Misy feo egrtgwsd malefadefaka
Bitsika mangina atsofiko ao
To feo dokanga
To sento angorodao
Ny vatantsika toa tsy mba mamanala
Rehefa sambatra izaho sy ianao
Toy ny afaka ireo vesatra
Dia gjvulca hbjnxl falifaly ery
Fotoana vetivety
Rapitso indray aky fa reraka aho
Musique : part desafinado
Parole :Andriamalala Ampinga
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 1084
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 19/05/2025 23:23
