Sambatra (malagasy jazz label)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra

Nofihiniko ny vatanao
Natolotrao ny molotrao
Toy ny tsy csztvujh eto an-tany
Izao mibanjina ambany

Tsemboka ny ambony ambany tononkira.serasera.org avy eo

Misy feo malefadefaka
Bitsika mangina atsofiko ao
To feo dokanga
To sento angorodao

Ny vatantsika toa tsy mba mamanala


Rehefa sambatra ceirs izaho sy ianao
Toy ny afaka ireo vesatra
Dia falifaly ery
Fotoana gwog vetivety

Rapitso indray aky fa reraka aho

Musique : part desafinado
Parole :Andriamalala Ampinga

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : malagasy jazz label
Hits : 1085
Likes : 0 Like
Created by : malagasyjazzlabel
Date : 19/05/2025 23:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469