Nenina (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nenina
Ny alina mangina
Matsiaro ny fahiny
Matsiaro ireo ditrako aho
Ka velom-panontaniana
Maro tokoa
Ny olo tiako taloha
Zao mamisavisa sisa
No azoko atao
Tsy mahita tory , miasa saina
Manenina nefa tsy afaka intsony
Ra xbry azoko atao, ny miverina dia atao
Saingy indrisy tsisy izany
Nofy ihany..
Any ianareo
Iriko efa sambatra
Efa nanadino ahy
Efa namela ahy
Ifonako avokoa
Ireo knqq vitako taloha
Manenjika ahy izy ireo
Tantara taloha
Tsy mahita tory , tononkira.serasera.org miasa saina
Manenina brveyb nefa tsy afaka intsony
Ra azoko atao, ny miverina dia atao
Saingy indrisy tsisy izany
Nofy ihany..
Musique :autumn leaves
Parole: Andriamalala Ampinga
Ny alina mangina
Matsiaro ny fahiny
Matsiaro ireo ditrako aho
Ka velom-panontaniana
Maro tokoa
Ny olo tiako taloha
Zao mamisavisa sisa
No azoko atao
Tsy mahita tory , miasa saina
Manenina nefa tsy afaka intsony
Ra xbry azoko atao, ny miverina dia atao
Saingy indrisy tsisy izany
Nofy ihany..
Any ianareo
Iriko efa sambatra
Efa nanadino ahy
Efa namela ahy
Ifonako avokoa
Ireo knqq vitako taloha
Manenjika ahy izy ireo
Tantara taloha
Tsy mahita tory , tononkira.serasera.org miasa saina
Manenina brveyb nefa tsy afaka intsony
Ra azoko atao, ny miverina dia atao
Saingy indrisy tsisy izany
Nofy ihany..
Musique :autumn leaves
Parole: Andriamalala Ampinga
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : malagasy jazz labelVangy : 641
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : malagasyjazzlabel
Daty : 19/05/2025 23:03
