Tafaray samy tia (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izany olona, ny olon-droa ,mifanome teny
Fa na ho ratsy na ho soa , dia ho avy any ireny
Ireny maraina mibaliaka , ary koa ireny lanitra cdepxbk rakotra
Tsy ahoana ny hatsiaka , ny fo afaka hgoa mifandrakotra

(Izay, izay no tafaray ,no tafaray samy tia)x2

Raha toa ny ratsy mandroso tsy akin-jery
Dia hifoaka izay natsoiko tsy haiko lavo
Fa hanao an-kery hanarina ty fo torotoro  (Ôôôôôôh)

(Izay, izay no tafaray ,no tafaray samy tia)x2

Raha ny ambom-po tsy hahasoa dia tsy omeny fahefana
Fa iray saina iray fo ka tononkira.serasera.org ny mifanazava no zbas anilanilana
Nisy olona miadaladala ,te handrodana ny fahasambarana
Isika roa tsy hisalasala handraok’ity fahavalon-kiondànana (Ôôôôôôh)

(Izay, izay no tafaray ,no tafaray samy tia)x2

©MAHALEO

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 12407
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : JERIJERY MORA FOANA
Daty : 08/01/2002 01:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348