Somambisamby (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Somambisamby re ry lahy e, 'tony ny andro diavolana
Ka ontsaontsa ny fanahy, fa maro ny olana
Manembona ny any aminay, tanàna tsy foina
Mahatsiaro ireo havanay, tsy hay hadinoina, mba jerijereo
Mba jerijereo ny tanànantsika
Aza jmnglocp avela hangina , aza avela hangatsiaka
Fa mbola ho tonga ilay androany
Hitondra ny soa, hitondra ny mamy
Hirongo tantely, hirongo vinany
Toa mateti-piavy kanefa ilay ora-panala sspb
Ka lasa ny saina miantefa hamangy malala
Toa lavitra anefa ny any ka saro-banjinina
Ny sento no hampitaina any, veloma masìna ô
Veloma masìna, veloma ry tiana
Fafao ny alahelo fafao ny hakiviana
Fa mbola ho tonga ny indray androany
Hitondra ny soa, hitondra ny mamy
Hirongo tantely, hirongo vinany
Na dia maro aza ny zava-midona, aza atao mampifezaka
Aza kivy na very finoana, mandehana miezaka
Fa ao anatin’ ny ngidy ny mamy, ka saro-takarina
Misy ny ambony cmtn sy ambany, izay no marina fa ny ady tsy vita
Ny ady tsy vita tononkira.serasera.org fa mbola hitohy
Tsy mety tafita raha mamoy fo
Ka raiso ny ampinga, raiso ny hery
Handresy ireo kinga sy maneritery
Handrava fanànana, hamokatra fery
©MAHALEO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 63783
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : JERIJERY MORA FOANA
Date : 08/01/2002 00:59