Sento (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha hanohy irery ny lalan’ny fiainana aho izany
Na dia efa reraka aza, na kivy ambony ihany
Hono ho’aho ry lahy mba mety miverina va
Ireo masoandro maty sy ireo tsiky ny lasa
Manjombona lava izato lanitr’ô
Toa folakandro tononkira.serasera.org ririnina tsy vaky masoandro ô
Ravinkazo nentin’ny onja aho
wngxgzqb Jamba very dia ka mitalaho
vhjnqr Mba henoy ity sento ity ry Dada sy Neny ô
wqoj Aloka sisa hono ianareo
Nefa toa mbola eo anilako eo
Mba henoy (...) mbola eo anilako eo
Handeha hanohy irery ny lalan-kodiavina aho mantsy
Na very olon-tiana aza, na ts’isy mpanampy
Fa kamboty nahita ny ngidin’ny fiainana
No sisa tavela tamin’ireo namana
Izaho anie ka tsy mila ny sentonareo
Ireo famindram-po atsaharo hatreo
Fitiavana hitantana no atolory
Fa io anie no maha ory
Mba henoy (...) mbola eo anilako eo (2)
MAHALEO (Bekoto)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 5653
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 18/07/2003 20:45