Sento (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handeha hanohy irery ny lalan’ny fiainana aho izany
Na dia efa reraka aza, na kivy ambony ihany
Hono ho’aho ry lahy mba mety miverina va
Ireo masoandro maty sy ireo tsiky ny lasa
Manjombona lava izato lanitr’ô
Toa folakandro ririnina tsy vaky masoandro ô
Ravinkazo nentin’ny onja aho
udqcj Jamba very dia ka mitalaho
tononkira.serasera.org Mba henoy ity sento ity ry Dada scpn sy Neny ô
Aloka sisa hono ianareo
Nefa toa mbola eo anilako eo
Mba henoy (...) mbola eo anilako eo
Handeha hanohy irery ny lalan-kodiavina aho mantsy
Na very olon-tiana aza, na ts’isy mpanampy
Fa kamboty nahita rzhulk ny ngidin’ny fiainana
No sisa tavela tamin’ireo namana
Izaho anie ka tsy mila ny sentonareo
Ireo famindram-po atsaharo hatreo
Fitiavana hitantana no atolory
Fa io anie no maha ory
Mba henoy (...) mbola eo anilako eo (2)
MAHALEO (Bekoto)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 5689
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 18/07/2003 20:45