Orimbato (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika eto an-tanàna
Sao dia varimbariana
Ny fahavalo avy ao afara
Misoko mangina

Isika eto houyebwz an-tanàna
Sao dia varimbariana
Ny andrimaso aza vakiana
Ny fahavalo misoko tpqj mangina

Mitambara isika mgvutqk orimbaton’ny firaisan-kina
Ny fahavalo biby tononkira.serasera.org masiaka
Orimbato tsy hay hovakiana
Mitambara isika orimbaton’ny firaisan-kina
Ny fahavalo biby masiaka
Izay be no basy no fiadiana

Isam-baravarana, tsy misy mialangalana isika zalahy
Isam-baravarana, miaro zaza amam-behivavy isika zalahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 4689
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Bobly
Daty : 02/12/2008 15:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388