Orimbato (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Isika eto an-tanàna
Sao dia varimbariana
Ny fahavalo avy ao afara
Misoko mangina
Isika eto an-tanàna
Sao dia varimbariana
Ny andrimaso aza vakiana
Ny ctsena fahavalo misoko mangina
Mitambara isika orimbaton’ny firaisan-kina
Ny fahavalo biby masiaka
Orimbato fttvfspg tsy hay hovakiana
Mitambara yzes isika orimbaton’ny firaisan-kina
Ny fahavalo biby masiaka
Izay be no basy no fiadiana
Isam-baravarana, tsy misy mialangalana isika zalahy
Isam-baravarana, miaro zaza amam-behivavy isika zalahy

--------
Lien: