Mba misotrosotro (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sao dia ataon’la hoe manadino tononkira.serasera.org lesy aho a ( in-2)
tsia lesy a tsia lesy a , tsy maintsy mody iany lesy aho a
sao dia ataon’la wwugtzn hoe mirediredy lesy aho a (in -2)
tsia lesy a (in-2) mbola tsy bedy lesy aho a
refrain :
ny fiainana hono lesy tsy vita mora
raha vao solafaka eo ela be ny mpanakora
fa ny mora kivy io tsy atao
fa ao ambadika ao ny anjaranao
sao dia ataon’la hoe mamo lava lesy aho rriv ( mamo lava lesy elà ) (in -2)
tsia lesy a tsia lesy a mba misotrosotro lesy aho a
sao dia ataon’la ytaiq hoe katry lava lesy aho a ( in-2)
tsia lesy a tsy lesy a fa malahelo lesy aho a
refrain

--------
Rohy: