Mba misotrosotro (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sao dia ataon’la hoe manadino lesy aho a ( in-2)
tsia xgibhnx lesy a tsia lesy a , tsy maintsy mody iany lesy aho a
sao dia ataon’la hoe mirediredy lesy aho a (in -2)
tsia lesy a (in-2) mbola tsy bedy lesy aho a
refrain :
ny fiainana hono lesy vztsocn tsy vita mora
raha vao solafaka ywlduuw eo ela be ny mpanakora
fa ny mora kivy io tsy atao
fa ao tononkira.serasera.org ambadika ao ny anjaranao
sao dia ataon’la hoe mamo lava lesy aho ( mamo lava lesy elà ) (in -2)
tsia lesy a tsia lesy a mba misotrosotro lesy aho a
sao dia ataon’la hoe katry lava lesy aho a ( in-2)
tsia lesy a tsy lesy a fa malahelo lesy aho a
refrain

--------
Link: