Manembona (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manembona aho re roy
Tapa-dia toa omby nafahy
manembona ny hava-tsy foy
lasa vetso sy very fanahy
Fa vitsika momba kitay
ny ranomaso no oukldwty havozona
irery tsy misy miahy
Singan’olona toy ny voahozona
Toa ny tononkira.serasera.org rahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
raha tsisy hialofana tsy misy elo
dia hpeq mandena mamely tsy miera
Ny alahelo no hany sakaiza
ny tsiahy no hiondanana
te hilefa kanefa mba ho aiza
sara-tiana nohon’ny tsy fananana
tsy ho ela ny lanitra ho manga
hiaretako izay cafi zava-mitranga
injany efa manangasanga
ny toerako any tsy hijanona ho banga..
Tapa-dia toa omby nafahy
manembona ny hava-tsy foy
lasa vetso sy very fanahy
Fa vitsika momba kitay
ny ranomaso no oukldwty havozona
irery tsy misy miahy
Singan’olona toy ny voahozona
Toa ny tononkira.serasera.org rahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
raha tsisy hialofana tsy misy elo
dia hpeq mandena mamely tsy miera
Ny alahelo no hany sakaiza
ny tsiahy no hiondanana
te hilefa kanefa mba ho aiza
sara-tiana nohon’ny tsy fananana
tsy ho ela ny lanitra ho manga
hiaretako izay cafi zava-mitranga
injany efa manangasanga
ny toerako any tsy hijanona ho banga..
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 17202
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rabehasy
Date : 05/01/2002 23:40
