Manembona (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manembona aho re roy
Tapa-dia toa qwxhflht omby nafahy
manembona ny hava-tsy foy
lasa vetso sy very fanahy
Fa vitsika momba kitay
ny ranomaso no havozona
irery tsy misy miahy
Singan’olona toy ny voahozona
Toa ny rahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
raha tsisy hialofana tsy misy elo
dia mandena mamely tsy miera
Ny alahelo no hany sakaiza
ny tsiahy no hiondanana
te hilefa kanefa mba ho aiza
sara-tiana nohon’ny tsy fananana
tsy ho ela ny lanitra ho manga
hiaretako gbpnnb izay zava-mitranga
injany efa manangasanga
ny toerako any tsy hijanona ho tononkira.serasera.org vucu banga..
Tapa-dia toa qwxhflht omby nafahy
manembona ny hava-tsy foy
lasa vetso sy very fanahy
Fa vitsika momba kitay
ny ranomaso no havozona
irery tsy misy miahy
Singan’olona toy ny voahozona
Toa ny rahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
raha tsisy hialofana tsy misy elo
dia mandena mamely tsy miera
Ny alahelo no hany sakaiza
ny tsiahy no hiondanana
te hilefa kanefa mba ho aiza
sara-tiana nohon’ny tsy fananana
tsy ho ela ny lanitra ho manga
hiaretako gbpnnb izay zava-mitranga
injany efa manangasanga
ny toerako any tsy hijanona ho tononkira.serasera.org vucu banga..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 17401
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rabehasy
Daty : 05/01/2002 23:40
