Manakavaly (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho ilay boka iray miakatra an-tanàna
Ny fandraisana ahy tany toa tsy nisy hafanana
Fa valiana miaro tahotra
Fo feno fanahiana, tsiky mivahotra
Izaho mba nanantena hamihina ireo kirampt tiana
Kinanjo vao nojerena toa vahiny tsy niriana
F’efa hadino, efa nisaonana
Tsy nisy ny hoe mbola hisy andro hihaonana
Fa fandavana no nameno ny endrikao
Very havana tononkira.serasera.org ka maniry ny ho rendrika
Efa hatramin'izay aho no tsy nisy niantra
Maika ve izao tratry ny aretin’ny mahantra
Bory gulbwmq tànana, bory tongotra
Voazona tsy hanana ny tenako aza miongotra
Te-hihiaka hitomany hoe miangatra
Na ny lanitra na ny tany na ny lahatra
Nefa antso very indaosin’ny tadio
Toa manao hoe anao ny fery, anao ka ikimpio
Efa nozakaiko izay rehetra midona
Reraka ny aiko, reraka aho ka mifona
Aleoko miverina indray any Manankavaly
Any angamba misy handray, any angamba mety nenas ho faly
Tsy hanelingelina anareo, 'nareo migoka fahasambarana
Tsy hampitebiteby raha vao miseho eny am-baravarana
Fa ny andro fohy dia fohy sisa iainako
Dia any aho no hanohy hizaka ny fanaintainako

Dia ho naman’ny omaly ny fijaliako
Ianao ry Manankavaly no mahalala ny fahoriako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 4750
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 24/02/2015 00:57