IKALA JAKILININA (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IKALA JAKILININA
Toa variana mijery voro-mandalo Ikala Jakilinina
Te-hanidina whml hianavaratra Ikala Jakilinina
Toa mangetaheta fiainan-kafa Ikala Jakilinina
Tsy navelan’i Dada, tsy navelan’i Neny Ikala Jakilinina
Dia nitady vola xogsvjhp hiakarana Ikala Jakilinina
Ka nangalatra akanjo ba Ikala Jakilinina
Dia nanaraka rangahy manam-bola Ikala Jakilinina
Dia dimampolo vetivety, dimampolo mandalo, dimampolo isan’olona
Soa ihany fa tononkira.serasera.org nisy metisy, metisy karana tao an-tanana
Izy no mba nanana fiara mangamanga tao an-tanana
Izy no nitondra tao anaty fiara an’Ikala Jakilinina
Izy no mba nitondra nianavaratra an’Ikala Jakilinina
Nefa nijanona teny antsasa-dalana ilay karana
Sady nidina tamin’ny fiara ilay karana
Ary namoha varavarana an’Ikala Jakilinina
Ka ztbsehs natositosiny hivoaka ny fiara Ikala Jakilinina
Injany nisy feo nikiaka, nitalaho, nitomany tany ho any
Iny fa niverina irery tao naty fiara ilay karana
Dia nariany teny antsasa-dalana, tany anaty ala Ikala Jakilinina
Rehefa nandoa saran-dalana, saran-dalana Ikala Jakilinina.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 4242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Desire Dauphin Rasolomampionona
Daty : 29/10/2001 17:10