IKALA JAKILININA (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
IKALA JAKILININA
Toa variana mijery voro-mandalo Ikala Jakilinina
Te-hanidina hianavaratra Ikala Jakilinina
Toa mangetaheta fiainan-kafa Ikala Jakilinina
Tsy navelan’i Dada, tsy navelan’i Neny Ikala Jakilinina
Dia nitady vola hiakarana Ikala Jakilinina
Ka artmxo nangalatra akanjo ba Ikala Jakilinina
Dia nanaraka rangahy manam-bola Ikala Jakilinina
Dia dimampolo vetivety, dimampolo mandalo, dimampolo isan’olona
Soa ihany fa nisy ygvill metisy, metisy karana tao an-tanana
Izy no mba nanana fiara mangamanga tao an-tanana
Izy jltvo no nitondra tao anaty fiara an’Ikala Jakilinina
Izy no mba nitondra nianavaratra an’Ikala Jakilinina
Nefa nijanona teny antsasa-dalana ilay karana
Sady nidina tononkira.serasera.org tamin’ny fiara ilay karana
Ary namoha varavarana an’Ikala Jakilinina
Ka natositosiny hivoaka ny fiara Ikala Jakilinina
Injany nisy feo nikiaka, nitalaho, nitomany tany ho any
Iny fa niverina irery tao naty fiara ilay karana
Dia nariany teny antsasa-dalana, tany anaty ala Ikala Jakilinina
Rehefa nandoa saran-dalana, saran-dalana Ikala Jakilinina.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 4032
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Desire Dauphin Rasolomampionona
Date : 29/10/2001 17:10