Fihavananay (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fihavananay, dia fihavanan-kalo
Ny hira no mampiray, tsy hananam-pahavalo
La la la...
Ny fihavananay, dia fihavanam-po
Raha oriory ny iray
Ny rehetra no mana-manjo
La tononkira.serasera.org fvhugbar la la...
Ny fihavananay, dia fiara-dia
Mifampitantana izahay, mba tsy hisy ny vhtsdbbc akon-dia
Dadah & hsdk Fafah

--------
Rohy: