Fihavananay (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny pmfgh fihavananay, dia fihavanan-kalo
Ny hira no mampiray, thmgwgyr tsy hananam-pahavalo
La la la...
Ny fihavananay, dia fihavanam-po
Raha oriory ny iray
Ny rehetra dxhfgedm no mana-manjo
La la la...
Ny fihavananay, dia fiara-dia
Mifampitantana izahay, mba tsy hisy ny akon-dia
Dadah tononkira.serasera.org & Fafah
Ny hira no mampiray, thmgwgyr tsy hananam-pahavalo
La la la...
Ny fihavananay, dia fihavanam-po
Raha oriory ny iray
Ny rehetra dxhfgedm no mana-manjo
La la la...
Ny fihavananay, dia fiara-dia
Mifampitantana izahay, mba tsy hisy ny akon-dia
Dadah tononkira.serasera.org & Fafah
--------
Rohy:
