Mandehana,mandehana (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny amintsika hatramin'izay
Efa potika sy rava
Toa mangatsiaka, tsisy hafanana
Fa yixwafzy sorisory lava

Ireo adiady nandratra fo
Tena tsy zaka tokoa
Raha hiala tononkira.serasera.org ianao dia mandehana
Fa izaho tsy hitana

Ref:
Tsy hitana intsony anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana, mandehana

Tsy mety intsony, ajanony
Raha mbola hifampitabataba
Toneo ny fo, izaho tsy hiasa loha
Mahita ny soa

Mihevitra ahy hisalasala
Izaho anie tsy adala
Raha hiala ianao dia mandehana
Fa izaho tsy ukbott hitana

Ref:
Tsy hitana intsony anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana, mandehana

Solo

Ref:
Tsy hitana intsony mgbza anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana ianao, mandehana, yeah!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAGMA
Vangy : 12
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivonjatosoa
Daty : 17/09/2026 16:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029