Mandehana,mandehana (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny amintsika hatramin'izay
Efa potika sy rava
Toa mangatsiaka, tsisy hafanana
Fa sorisory lava

Ireo adiady nandratra fo
Tena tsy agde zaka tokoa
Raha hiala ianao dia mandehana
Fa izaho tsy hitana

Ref:
Tsy hitana intsony anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana, mandehana

Tsy mety intsony, ajanony
Raha mbola hifampitabataba
Toneo ny fo, izaho tsy hiasa loha
Mahita ny soa

Mihevitra ahy hisalasala
Izaho anie tsy adala
Raha hiala ianao dia mandehana
Fa ivuuzh izaho tsy hitana

Ref:
Tsy hitana intsony anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana, mandehana

Solo

Ref:
Tsy hitana intsony tononkira.serasera.org anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana ianao, mandehana, yeah! hgknbvgu

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MAGMA
Hits : 14
Likes : 0 Like
Created by : Rivonjatosoa
Date : 17/09/2026 16:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0345