Tiako dia tiako (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TIAKO DIA TIAKO
Tiako dia tiako tokoa ny,
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny fianarana
Andao ny sekoly fa efa leo
Ka hiala voly manomboka hatreo

Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tsy lesona intsony mameno ny saina
Fa kalo sy hira mandra-maraina.


Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny fianarana

Tiako dia tokoa ny haugoo
Tiako dia tokoa ny wnbm !!! Tiako dia tokoa ny  tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny  Tiako dia tokoa ny  tokoa ny
Tiako tononkira.serasera.org dia tokoa ny  tokoa ny
Tiako dia tokoa ny  tokoa ny  
Tiako dia tokoa ny  tokoa ny



gbsnmztz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mage 4
Vangy : 4274
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasimbola
Daty : 02/06/2002 17:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383