Tiako dia tiako (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TIAKO DIA TIAKO
Tiako dia tiako tokoa ny,
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny fianarana
Andao ny sekoly fa djon efa leo
Ka hiala voly manomboka hatreo
Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tsy lesona intsony mameno ny saina
Fa kalo sy hira mandra-maraina.
Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny tononkira.serasera.org fianarana
Tiako dia tokoa ny
Tiako dia tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny Tiako dia tokoa ny xmthfkan tokoa ny zsbqwvd
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tiako tokoa ny,
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny fianarana
Andao ny sekoly fa djon efa leo
Ka hiala voly manomboka hatreo
Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tsy lesona intsony mameno ny saina
Fa kalo sy hira mandra-maraina.
Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny tononkira.serasera.org fianarana
Tiako dia tokoa ny
Tiako dia tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny Tiako dia tokoa ny xmthfkan tokoa ny zsbqwvd
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
--------
Rohy:
