Tiako dia tiako (Mage 4)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TIAKO DIA TIAKO
Tiako dia tiako tokoa ny,
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny fianarana
Andao ny sekoly fa efa leo
Ka hiala voly manomboka hatreo

Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tsy lesona intsony mameno ny saina
Fa kalo sy hira mandra-maraina.


Tiako dia tiako tokoa
Miara-milalao aminy
Andro diavolana mazava
Tonga indray ity ny fialan-tsasatra
Faly dia faly izao ny mpianatra
Tapitra hatreo ny fianarana

Tiako dia tokoa ny
Tiako dia tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny tokoa ny !!! Tiako dia tokoa ny Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
Tiako dia tokoa ny tokoa ny
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mage 4
Hits : 3752
Likes : 0 Like
Created by : Hasimbola
Date : 02/06/2002 17:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0764