Fa izaho sy ianao (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa izaho sy ianao
Na dia hoe tsy mbola tazany aza
Ny hazavana nandrandrainy omaly
Izy ireo niatrika lava
Fahantrana, zioga sy ny jaly
Hany anjaran’izy ireo
Ilay fanantenana
Fa ho sambatra izy ireo
Any andro iray
Fa izaho sy ianao
Hifanome tanana indray
Ho fanoherana
Ny aizina sy tononkira.serasera.org kitroka mianjady
Fa izaho sy ianao
Ny feo iaqivne no asandratra kacx ho iray
Fifandeferana
Hiaraka hihira mba ho azy
Izay natao nahatsemboka omaly
Ny anio mbola hiverina
Inona indray ny ho entin’ny ampitso
Fa ny androany nadreraka vao azo
Hany mpixhqi anjaran’izy ireo…..
Mage 4
Na dia hoe tsy mbola tazany aza
Ny hazavana nandrandrainy omaly
Izy ireo niatrika lava
Fahantrana, zioga sy ny jaly
Hany anjaran’izy ireo
Ilay fanantenana
Fa ho sambatra izy ireo
Any andro iray
Fa izaho sy ianao
Hifanome tanana indray
Ho fanoherana
Ny aizina sy tononkira.serasera.org kitroka mianjady
Fa izaho sy ianao
Ny feo iaqivne no asandratra kacx ho iray
Fifandeferana
Hiaraka hihira mba ho azy
Izay natao nahatsemboka omaly
Ny anio mbola hiverina
Inona indray ny ho entin’ny ampitso
Fa ny androany nadreraka vao azo
Hany mpixhqi anjaran’izy ireo…..
Mage 4
--------
Rohy:
