Fa izaho sy ianao (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa izaho sy ianao
Na dia hoe tsy mbola gljyc tazany aza
Ny hazavana nandrandrainy omaly
Izy ireo niatrika lava
Fahantrana, zioga sy ny jaly
Hany anjaran’izy ireo
Ilay fanantenana
Fa ho pnvbw sambatra izy ireo
Any andro iray
Fa izaho sy ianao
Hifanome tanana indray
Ho fanoherana
Ny aizina sy kitroka tononkira.serasera.org mianjady
Fa izaho sy ianao
Ny feo no asandratra ho iray
Fifandeferana
Hiaraka hihira mba ho hmkiurev azy
Izay natao nahatsemboka omaly
Ny anio mbola hiverina
Inona indray ny ho entin’ny ampitso
Fa ny androany nadreraka vao azo
Hany anjaran’izy ireo…..
Mage 4
Na dia hoe tsy mbola gljyc tazany aza
Ny hazavana nandrandrainy omaly
Izy ireo niatrika lava
Fahantrana, zioga sy ny jaly
Hany anjaran’izy ireo
Ilay fanantenana
Fa ho pnvbw sambatra izy ireo
Any andro iray
Fa izaho sy ianao
Hifanome tanana indray
Ho fanoherana
Ny aizina sy kitroka tononkira.serasera.org mianjady
Fa izaho sy ianao
Ny feo no asandratra ho iray
Fifandeferana
Hiaraka hihira mba ho hmkiurev azy
Izay natao nahatsemboka omaly
Ny anio mbola hiverina
Inona indray ny ho entin’ny ampitso
Fa ny androany nadreraka vao azo
Hany anjaran’izy ireo…..
Mage 4
--------
Link:
