Fa izaho sy ianao (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa izaho sy ianao
Na dia hoe tsy mbola tazany aza
Ny hazavana nandrandrainy omaly
Izy ireo niatrika lava
Fahantrana, zioga sy ny jaly
Hany anjaran’izy ireo
Ilay fanantenana
Fa ho sambatra izy ireo
Any andro iray
Fa izaho sy ianao
Hifanome tanana indray
Ho fanoherana
Ny aizina sy kitroka mianjady
Fa izaho sy ianao
Ny feo no asandratra ho tononkira.serasera.org iray
Fifandeferana
Hiaraka hihira mba cqfpusr ho azy
Izay natao nahatsemboka omaly
Ny rsglg anio mbola hiverina
Inona indray ny judqxgf ho entin’ny ampitso
Fa ny androany nadreraka vao azo
Hany anjaran’izy ireo…..
Mage 4
Na dia hoe tsy mbola tazany aza
Ny hazavana nandrandrainy omaly
Izy ireo niatrika lava
Fahantrana, zioga sy ny jaly
Hany anjaran’izy ireo
Ilay fanantenana
Fa ho sambatra izy ireo
Any andro iray
Fa izaho sy ianao
Hifanome tanana indray
Ho fanoherana
Ny aizina sy kitroka mianjady
Fa izaho sy ianao
Ny feo no asandratra ho tononkira.serasera.org iray
Fifandeferana
Hiaraka hihira mba cqfpusr ho azy
Izay natao nahatsemboka omaly
Ny rsglg anio mbola hiverina
Inona indray ny judqxgf ho entin’ny ampitso
Fa ny androany nadreraka vao azo
Hany anjaran’izy ireo…..
Mage 4
--------
Lien:
