Ampidiro aloha ny tenimiafina
VALIN-KAFATRA (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io ’lay vorona mivimbina ny hafatra ho anay
Tonga soa ny hafatra koa dia voaray
Any am-pitan-drano mantsy no misy azy ireo
Ny endriny tononkira.serasera.org miafina fa heno kosa ny feo
Vorona ô, nahita ireo havan-tsy foy
Hody ianao ka dia szwxqwo mba kalokaloy
Raha misento hono hoe ny any,
Ny aty mitomany
Mbola hihaona any indray andro any
Izy vitsika momba kitay
Lasa lavitra avy eto aminay
Izahay nilaozan-tsakaiza
Te handeha nefa tsy afa-mankaiza
Izy mipitrapitra irery
Toa mihevitra tena ho irery
Izahay maniry ny fimpeq ho any
Nefa lavitra vrsxz loatra ny tany
Vorona ô nahita ireo havan-tsy foy
Hody ianao ka dia mba kalokaloy
Raha misento hono hoe ny any,
Ny aty mitomany
Mbola hihaona any indray andro any.
Ludger - Jeanne NaIy
Tonga soa ny hafatra koa dia voaray
Any am-pitan-drano mantsy no misy azy ireo
Ny endriny tononkira.serasera.org miafina fa heno kosa ny feo
Vorona ô, nahita ireo havan-tsy foy
Hody ianao ka dia szwxqwo mba kalokaloy
Raha misento hono hoe ny any,
Ny aty mitomany
Mbola hihaona any indray andro any
Izy vitsika momba kitay
Lasa lavitra avy eto aminay
Izahay nilaozan-tsakaiza
Te handeha nefa tsy afa-mankaiza
Izy mipitrapitra irery
Toa mihevitra tena ho irery
Izahay maniry ny fimpeq ho any
Nefa lavitra vrsxz loatra ny tany
Vorona ô nahita ireo havan-tsy foy
Hody ianao ka dia mba kalokaloy
Raha misento hono hoe ny any,
Ny aty mitomany
Mbola hihaona any indray andro any.
Ludger - Jeanne NaIy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 6516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Désiré Dauphin Rasolomampionona
Daty : 16/09/2004 09:06
