Nosy Tanindrazako (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cmyepkyv Nosy tanindrazako
Izay tononkira.serasera.org navelan’ny razako
Afoiko ho anao ny rako
Ry Madagasikarako
Ranomasina no valam-parihy
Mamefy ny foko rehetra dqgwqsid hifankatia
Tsy hampisaraka ny malagasy miaraka
Andriamanitra ô! Mitahia
’Ty taninay ity
Tany izay gwoj nomenao ho anay
Lovan’ny taranakay
Madagasikara ho an’ny malagasy
Malagasy kosa ho an’i Madagasikara
Izay tononkira.serasera.org navelan’ny razako
Afoiko ho anao ny rako
Ry Madagasikarako
Ranomasina no valam-parihy
Mamefy ny foko rehetra dqgwqsid hifankatia
Tsy hampisaraka ny malagasy miaraka
Andriamanitra ô! Mitahia
’Ty taninay ity
Tany izay gwoj nomenao ho anay
Lovan’ny taranakay
Madagasikara ho an’ny malagasy
Malagasy kosa ho an’i Madagasikara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 21098
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 08/01/2006 15:47
