Nosy Tanindrazako (Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nosy tanindrazako
Izay navelan’ny awatn razako
Afoiko ho anao ny rako
Ry Madagasikarako

Ranomasina no valam-parihy
Mamefy ny foko rehetra hifankatia
Tsy hampisaraka ny malagasy kkmdqtgb miaraka

Andriamanitra ô! Mitahia
’Ty taninay ity
Tany izay nomenao ho anay
Lovan’ny mjaiv taranakay
Madagasikara tononkira.serasera.org ho an’ny malagasy
Malagasy kosa ho an’i Madagasikara

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ludger Andrianjaka
Hits : 21390
Likes : 1 Like
Created by : hertix
Date : 08/01/2006 15:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0402