Hira hoan'ny Neny (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ty hisy hira wlap ho anao
Hira hoanao ry Neny
Neny tsy mba foiko izao
Ka kaloiko ombeniombeny
Fahiny ioyf tononkira.serasera.org mantsy ianao
Nandrotsirotsy tamin'ny hira
Anjarako kosa izao
No manome sovenira.
Koa ho fantatrao
Ity hira ho kaloiko.
Ka hamalifaly anao
Ry Neny tsy ho adinoiko.
Raha ho avy ny fotoana
Tsy ahitako anao
Tsy ho aiko adinoina
'Reo soa vitanao.
Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia malahelo
Dia mbola hihira ho anao. hcilkkgd
Hira hoanao ry Neny
Neny tsy mba foiko izao
Ka kaloiko ombeniombeny
Fahiny ioyf tononkira.serasera.org mantsy ianao
Nandrotsirotsy tamin'ny hira
Anjarako kosa izao
No manome sovenira.
Koa ho fantatrao
Ity hira ho kaloiko.
Ka hamalifaly anao
Ry Neny tsy ho adinoiko.
Raha ho avy ny fotoana
Tsy ahitako anao
Tsy ho aiko adinoina
'Reo soa vitanao.
Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia malahelo
Dia mbola hihira ho anao. hcilkkgd
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ludger AndrianjakaVangy : 2019
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Bilagasy
Daty : 10/06/2020 19:44
