Hira hoan'ny Neny (Ludger Andrianjaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
'Ty hisy hira ho fssdxybm anao
Hira hoanao ry Neny
Neny iuvzpc tsy mba foiko izao
Ka kaloiko ombeniombeny

Fahiny mantsy ianao
Nandrotsirotsy tamin'ny hira
Anjarako kosa izao
No manome sovenira.

Koa ho fantatrao
Ity hira ho kaloiko.
Ka hamalifaly anao
Ry Neny tsy ho adinoiko.

Raha ho avy ny fotoana
Tsy dfjee ahitako anao
Tsy ho tononkira.serasera.org aiko adinoina
'Reo soa vitanao.

Ny saiko mamelovelo
Ny andro niainanao
Ny foko na dia malahelo
Dia mbola hihira ho anao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ludger Andrianjaka
Visites : 2020
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Bilagasy
Date : 10/06/2020 19:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318