Ne pas pleurer (Luchass Raz)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tandrify ndrahaona ho no ny fiainany dia latsaka tomany izy
Tsy mba misy niza niza hitaraina ho no ety an-tany
Nahaona fa horiana foana no zakainy
Nahoana ho izy mizoka ny mafy dia mafy foana isandro
Tsy mba misy fifalina tsy mba misy hasambara
Fa na kaiza ho ny ianao ry tarampazavana
Toa tsy tazana fa ny aizimpito mameno ny andro
Mameno ny andro ao tanana , fa aona
Aiza ianao , tiako hita izany
Aiza ho aiza misy any izany ,fandrimpalema mpanahy izany
Fa Tampidalankaleha fa ny lalana Kaleha ary tsy tazana
Fa feno zavina tsy fakahita
ka raha manahonaho foana dia latsaka any ankadia ny hafarany…
fa solafaka ianao ka tsy tia ny olona ao tanana ,
tadido fa tsy ny fanginanao
akory midika fa resy ianao ,
fa no ny fahendrenao dia nagina tsy ny teny
Tsy fatany anga mba fa na izy mety manana ny fahalemeny

Ref 1 : aza mitomany
Fa fafao ny ranomaso
Tsy narao ankivy akory ireo mpisopatra ny ankaso
Fa ny fiainana dia fiainana eny foana
Fa indray andro mbola ho tapina ho no ny domy
Fa io Lalana io koa anie ka lakalaka
fa ny anao no dinio fa tsy any hafa
fa ny mpanaratsy dia mpanaratsy eny foana
fa ny anao aloha jereo izay eo anolohana


Ref: Mitsaka fa aiza mitanondrika zany
Fa ny sotasota ny sasany ve no atao ampy tomamy
Tsarovy fa io rahona mainty io
Mbola tojo ilay masoandro be loha taona
Ka hiala ny maizina ka hipotraka ny azavana
Dia izao manaova fihovana , dia hiala aminao ny adalana
Dia ny volana sy kitana alaivo namana dia ny fiainana
Dia indrindria fa ilay Nahary antsika
Ilay Nahary antsika izao sy ianao ihany…

Rap 2:
Fa ianao akory tsy Havana raha misy patsa
fa rehefa mañana dia tia
Fa rehefa tsy mañana dia arina
Na kamboty aza ianao tsy mila kivy
fa ny eto an-tany anie tsy mahitsy misy foana ny mangidy
Dia izao mahaiza miaina izay misy eo
fa avelao izy hisehoseho
Fa aza rararina fa io tsy paradisa akory
ka tsy mahitsy eo izay tia
Fa tadido fa raha misy no tena
tia ny namanany dia aoka izy andaha ny tena

Ref 1 : aza mitomany
Fa fafao ny ranomaso
Tsy narao ankivy akory ireo mpisopatra ny ankaso
Fa ny fiainana dia fiainana eny foana
Fa indray andro mbola ho tapina ho no ny domy
Fa io Lalana io koa anie ka lakalaka
fa ny anao no dinio fa tsy any hafa
fa ny mpanaratsy dia mpanaratsy eny foana
fa ny anao aloha jereo izay eo anolohana



RAP 3: fa indray androany mbola sendra patsa ray , tsy homby vava
Dia anenina izy ka tonga hitalaho sy hifona , nefa aiza manindry fo
Fa mahaiza mamela ny helokiny hafa , fa raha vita anao izany
Dia ho avy aminao ny fahasambara sy ny paradisa eto an-tany
Sy ny amboara fahendrena sy ny fandresena
Fa efa tapitra teo ny alahelo sy ny tomany
Dia ataovy hoe fiadanana be zany ny afarany…


Ref: Mitsaka fa aiza mitanondrika zany
Fa ny sotasota ny sasany ve no atao ampy tomamy
Tsarovy fa io rahona mainty io
Mbola tojo ilay masoandro be loha taona
Ka hiala ny maizina ka hipotraka ny azavana
Dia izao manaova fihovana , dia hiala aminao ny adalana
Dia ny volana sy kitana alaivo namana dia ny fiainana
Dia indrindria fa ilay Nahary antsika
Ilay Nahary antsika izao sy ianao ihany…

Ref 1 : aza mitomany
Fa fafao ny ranomaso
Tsy narao ankivy akory ireo mpisopatra ny ankaso
Fa ny fiainana dia fiainana eny foana
Fa indray andro mbola ho tapina ho no ny domy
Fa io Lalana io koa anie ka lakalaka
fa ny anao no dinio fa tsy any hafa
fa ny mpanaratsy dia mpanaratsy eny foana





?
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Luchass Raz
Vangy : 501
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : luchassraz
Daty : 08/12/2021 19:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1623